Blog
My blog (malagasy)
Latest Content

Naka aina kely - 90 days ago
Lavalava iny fialan-tsasatra iny. Naka aina kely mihitsy aloha fa mafotaka daholo na ny politika na ny serasera na ny asa na ny fitaizana. Lasa lavidavitra ihany nandritra ny 1 volana latsaka. Ireto ny sombitsombintsaryValle d'Aosta (Italie) .. Topics: Izaho sy ny ahy

Ravalo - Zafy - Ratsiraka - Andry TGV - 126 days ago
Raha tena raikitra ny fihaonana any Maputo rahampitso, fa tsy hanao tahaka ny tany Antanimena indray i Andry TGV sy Ratsirahonana, dia mety ho betsaka ny surprise. Ny atahorana dia efa mitondra ny heviny tsy azo ovaina ny tsirairay dia tsy hanaiky izay... Topics: Eritreritra mandalo, Politika

Tsy afaka mankaiza fa mitaiza - 128 days ago
I'm in "mitaiza" mood and enjoying it. :-) Tamin'ny 3 volana voalohany ihany no tena olana tamin'ilay mitaiza, tena tsy afaka nanao zavatra hafa mihitsy satria tena reraky ny niari-tory. Fa amin'izao lasa mahafinaritra ilay izy.. Topics: Izaho sy ny ahy

Ny seraserako maraina - 135 days ago
Angamba tsy dia mahaliana anareo fa toa izao ny zavatra ataoko isaky ny manokatra ordi maraina aho. Mazava ho azy vao misokatra ny ordinatera-ko dia ny site serasera.org no jereko voalohany. Tsy nataoko tonga dia misokatra satria matetika ato ampiasana... Topics: Eritreritra mandalo, Serasera.org

Malagasy iza no maty teny Antaninarenina? - 304 days ago
Tamin'ny taona 1991, raha nanafika teny Mavoloha izahay, dia tsy nampoizinay hoe hitifitra Ratsiraka. Tsy mbola nisy hoe filoham-pirenena noeritreretinay hoe hitifitra vahoaka izany. Fa tamin'iny vao fantatray hoe hay misy an'izany zone rouge. Topics: Politika




